Dès le mois de janvier, le très élégant père noël décide d’explorer les cinq continents, à la recherche de sa tenue. Pendant son tour du monde, il essaie des vêtements, du plus sobre au plus étincelant. Mais où trouvera-t-il sa tenue cette année ? Peut-être sous un flamboyant ?
Vao volana Janoary, nanapa-kevitra ny hitsidika ny kaontinanta dimy ilay Dadabe Noely mahay mihaingo fatratra, mba hitady izay ho akanjony. Nanandrana fitafiana maro izy nandritra ny fitetezany izao tontolo izao, hatramin’ny tsotra indrindra ka hatramin’ny raitra indrindra. Mba aiza àry izy no hahita izay ho akanjony amin’ity taona ity ? Eo ambany tsaravolo angamba ?
2024 Éditions Filigrane
PRESSE

Atelier des nomades 2021

Éd. Vallesse Côte d’Ivoire 2021

Éd. Filigrane 2024